The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:7

Bokin'ny Fitomaniana 3:7

Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He hath hedged me about, that I cannot get out: he hath made my chain heavy.

In Context

6Ampitoeriny ao amin’ ny maizina toy izay efa maty fahagola aho.

8Ary na dia mitaraina sy minananana aza aho, dia tampenany ny fivavako.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Job 3:23Dia olona izay mandeha ao amin’ ny maizina sady voafefin’ Andriamanitra manodidina.

Psalms 88:8Ny fahatezeranao manindry ahy mafy, Ary ny alon-dranonao rehetra azeranao amiko. [Sela.]

Jeremiah 38:6Ary naka an’ i Jeremia izy ka nandatsaka azy tao amin’ ny lavaka famorian-dranon’ i Malkia, zanak’ andriana, izay tao amin’ ny kianjan’ ny trano fiambenana; ary nampidininy tamin’ ny mahazaka Jeremia. Ary tsy nisy rano tao amin’ ny lavaka, fa fotaka fotsiny ihany, ka dia nilentika tamin’ ny fotaka Jeremia.

Lamentations 1:14Ny ziogan’ ny fahotako nofehezin’ ny tànany; Voaolana ireny ka tonga eo an-katoko; noketrahiny ny heriko; Natolotry ny Tompo ho eo an-tànan izay tsy leoko aho.

Lamentations 5:5Rambondrambonan’ ny mpanenjika amin’ ny hatokay izahay; Reraka izahay fa tsy manam-pitsaharana.

Hosea 2:6Ary tsy hamindrako fo ny zanany, Satria zanaky ny fijangajangana ireny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:6Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:8 →