The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:8

Bokin'ny Fitomaniana 3:8

Ary na dia mitaraina sy minananana aza aho, dia tampenany ny fivavako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Also when I cry and shout, he shutteth out my prayer.

In Context

7Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.

9Vato voapaika no narafiny natampiny ny lalako, naolikoliny ny alehako.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Job 30:20Mitaraina aminao aho, nefa tsy mihaino ahy Hianao; Mijoro eo aho, nefa ierenao foana.

Psalms 80:4Andriamanitra ô, ampodio izahay, ka ampamirapirato ny Tavanao, ary aoka hovonjena izahay.

Lamentations 3:44Nisarona rahona Hianao, ka dia voasakana ny vavaka.

Matthew 27:46Ary nony tokony ho tamin’ ny ora fahasivy, dia niantso tamin’ ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Ely, Ely, lamà sabaktany? izany hoe: Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao?.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:7Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:9 →