Bokin'ny Fitomaniana 3:9
Vato voapaika no narafiny natampiny ny lalako, naolikoliny ny alehako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He hath inclosed my ways with hewn stone, he hath made my paths crooked.
In Context
8Ary na dia mitaraina sy minananana aza aho, dia tampenany ny fivavako.
10Tonga bera manotrika ahy Izy, ary toy ny liona ao amin’ ny fierena;
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Job 19:8Ny lalako dia nofefeny, ka tsy afa-mandroso aho; ary nasiany maizina teo amin’ ny lalana alehako.
Isaiah 63:17Jehovah ô, nahoana no nampiala anay tamin’ ny lalanao Hianao ka nampaniasia anay sady nanamafy ny fonay tsy hatahotra Anao? Miverena noho ny amin’ ny mpanomponao, dia ny firenena lovanao.
Hosea 2:6Ary tsy hamindrako fo ny zanany, Satria zanaky ny fijangajangana ireny.