Bokin'ny Fitomaniana 5:15
Ny hafalian’ ny fonay dia nitsahatra, ary ny dihinay niova ho fitomaniana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The joy of our heart is ceased; our dance is turned into mourning.
In Context
14Ny loholona tsy misy eo am-bavahady, ary ny zatovo tsy mitendry zava-maneno intsony.
16Efa afaka ny satro-boninahitra tamin’ ny lohanay; Idiran-doza izahay, fa efa nanota!
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 5
Cross References
Job 30:31Nanjary fisaonana ny lokangako. Ary feon’ ny mitomany ny sodiko.
Jeremiah 25:10Ary hatsahatro eo aminy ny feo mifaly sy ny feo miravoravo, dia ny feon’ ny mpampakatra sy ny feon’ ny ampakarina, ny feon’ ny vato fikosoham-bary ary ny fahazavan’ ny jiro.
Amos 8:10Hampodiko ho fitomaniana ny andro firavoravoanareo, ary ho hira fahalahelovana ny hiranareo rehetra, hofeheziko lamba fisaonana ny valahana rehetra, sady hokakasako ny loha rehetra; Ary hataoko ho toy ny fisaonana zanakalahy tokana izany, Ka ny farany dia ho tahaka ny andro mangidy.