The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 5 › Bokin'ny Fitomaniana 5:16

Bokin'ny Fitomaniana 5:16

Efa afaka ny satro-boninahitra tamin’ ny lohanay; Idiran-doza izahay, fa efa nanota!

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The crown is fallen from our head: woe unto us, that we have sinned!

In Context

15Ny hafalian’ ny fonay dia nitsahatra, ary ny dihinay niova ho fitomaniana.

17Ary noho izany dia reraka ny fonay, eny, noho izany dia maizina ny masonay,

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 5

Cross References

1 Samuel 7:6Dia nivory tany Mizpa izy ary nanovo rano ka nandraraka izany teo anatrehan’ i Jehovah, sady nifady hanina tamin’ izany andro izany izy ka nanao hoe: Efa nanota tamin’ i Jehovah isika. Ary Samoela nitsara ny Zanak’ Isiraely tany Mizpa.

Psalms 89:39Fa efa narianao sy nolavinao izy; Efa tezitra tamin’ ny voahosotrao Hianao.

Isaiah 3:8Fa tafintohina Jerosalema, Ary potraka Joda, satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra an’ i Jehovah Mba hihaika ny mason’ ny voninahiny.

Jeremiah 2:17Moa tsy ny nahafoizanao an’ i Jehovah Andriamanitrao tamin’ ny andro nitondrany anao teny an-dalana va no nahatonga izany taminao?

Jeremiah 4:18Ny alehanao sy ny asanao no nahatonga izany taminao; Izany no faharatsianao, eny, mangidy izany sady mihatra amin’ ny ainao.

Jeremiah 32:23Ary tonga teto izy, dia nandova azy, nefa tsy nihaino ny feonao izy sady tsy nandeha araka ny lalànao; ary tsy nanao na inona na inona tamin’ izay rehetra nasainao nataony izy, ka dia nataonao mihatra aminy izao loza rehetra izao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 5:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 5:15Bokin'ny Fitomaniana 5Bokin'ny Fitomaniana 5:17 →