The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 5 › Bokin'ny Fitomaniana 5:9

Bokin'ny Fitomaniana 5:9

Noho ny sabatra mamely any an-efitra dia manao vy very ny ainay izahay vao mahazo hanina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

We gat our bread with the peril of our lives because of the sword of the wilderness.

In Context

8Andevo no manapaka anay; Tsy misy manafaka anay amin’ ny tànany.

10Mahamay toy ny fatana ny hodi-tray noho ny fahamaimaizana avy amin’ ny mosary.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 5

Cross References

Judges 6:11Dia tonga Ilay Anjelin’ i Jehovah ka nipetraka teo ambanin’ ny hazo terebinta teo Ofra, izay an’ i Joasy Abiezrita; ary Gideona zanany nively vary tamin’ ny fantàka teo anilan’ ny famiazam-boaloboka mba hafeniny amin’ ny Midiana.

Jeremiah 40:9Ary Gedalia, zanak’ i Ahikama, zanak’ i Safana, dia nianiana taminy sy tamin’ ny olona-peheziny nanao hoe: Aza matahotra hanompo ny Kaldeana; monena amin’ ny tany, ka manompoa ny mpanjakan’ i Babylona, dia hahita soa ianareo.

Jeremiah 41:18tsy ho tratry ny Kaldeana; fa natahotra azy izy, satria Isimaela, zanak’ i Netania, efa namono an’ i Gedalia, zanak’ i Ahikama, izay notendren’ ny mpanjakan’ i Babylona ho mpanapaka ny tany.

Jeremiah 42:16dia hahatratra anareo any amin’ ny tany Egypta ny sabatra izay atahoranareo, ary ny mosary izay ahinareo no hanjohy anareo any amin’ ny tany Egypta, ary any no hahafaty anareo.

Ezekiel 12:18Ry zanak’ olona, hano amin-korohoro ny haninao, ary sotroy amin-kovitra sy amin’ ahiahy ny ranonao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 5:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 5:8Bokin'ny Fitomaniana 5Bokin'ny Fitomaniana 5:10 →