The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 1 › Bokin'ny Levitikosy 1:6

Bokin'ny Levitikosy 1:6

ary hohodirany ny fanatitra dorana, dia horasainy tsara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he shall flay the burnt offering, and cut it into his pieces.

In Context

5Dia hamono ny zanak’ omby eo anatrehan’ i Jehovah izy; ary ireo mpisorona, zanak’ i Arona, dia hanatitra ny rà ka hanopy azy manodidina amin’ ny lafin’ ny alitara, izay eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana;

7Ary ireo zanak’ i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin’ ny alitara ka handahatra kitay eo amin’ ny afo.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 1

Cross References

Leviticus 2:6Hovakivakinao izy ary hanidinanao diloilo; dia fanatitra hohanina izany.

1 Kings 18:33Ary nandahatra ny kitay hazo izy, dia nandrasa ny vantotr’ ombilahy ka nametraka azy teo ambonin’ ny kitay hazo,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 1:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 1:5Bokin'ny Levitikosy 1Bokin'ny Levitikosy 1:7 →