The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 10 › Bokin'ny Levitikosy 10:8

Bokin'ny Levitikosy 10:8

Ary Jehovah niteny tamin’ i Arona ka nanao hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the LORD spake unto Aaron, saying,

In Context

7Ary aza miala eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana, fandrao maty ianareo; fa efa mby aminareo ny diloilo fanosoran’ i Jehovah. Dia nanao araka ny tenin’ i Mosesy izy.

9Aza misotro divay na toaka ianao, na ny zanakao, raha miditra ao amin’ ny trano-lay fihaonana, mba tsy ho faty ianareo (ho lalàna mandrakizay amin’ ny taranakareo hatramin’ ny fara mandimby izany),

Read all of Bokin'ny Levitikosy 10

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 10:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 10:7Bokin'ny Levitikosy 10Bokin'ny Levitikosy 10:9 →