Bokin'ny Levitikosy 11:1
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao taminy hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses and to Aaron, saying unto them,
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 11
Cross References
Genesis 7:2Ny biby madio rehetra isan-karazany dia hanalanao ho ao aminao fito avy, lahy sy vavy; ary ny biby tsy madio isan-karazany roa avy, lahy sy vavy;
Genesis 9:3Ny biby mihetsiketsika rehetra izay miaina dia ho fihinana ho anareo; dia efa nomeko anareo toy ny zava-maitso izy rehetra.
Leviticus 20:25Ary avaho ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio; ary aza mametaveta ny fanahinareo amin’ ny biby, na amin’ ny vorona, na amin’ izay rehetra mandady na mikisaka amin’ ny tany, izay navahako ka nolazaiko taminareo fa maloto.
Acts 10:14Fa hoy Petera: Sanatria, Tompoko! fa tsy mbola nihinana zava-padina na tsy madio aho.