The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 11 › Bokin'ny Levitikosy 11:2

Bokin'ny Levitikosy 11:2

Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Izao no ho fihinanareo amin’ ny biby rehetra ambonin’ ny tany:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Speak unto the children of Israel, saying, These are the beasts which ye shall eat among all the beasts that are on the earth.

In Context

1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao taminy hoe:

3Izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony, sady mandinika izy, no ho fihinanareo.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 11

Cross References

Leviticus 11:4Kanefa amin’ izay mandinika sy mivaky kitro dia izao kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro: maloto aminareo izy;

Leviticus 11:11eny, ho fahavetavetana aminareo ireny; tsy ho fihinanareo ny nofony, ary hataonareo ho zava-betaveta ny fatiny.

Leviticus 11:21nefa izao kosa no ho fihinanareo amin’ ny zava-mandady izay manana elatra sady mandia tongotra efatra, dia izay manam-pingotra ambonin’ ny faladiany hitsipihany eo amin’ ny tany.

Leviticus 11:34Ary ny hanina fihinana rehetra, izay asian-drano, sy ny fisotro rehetra izay sotroina dia haloto koa, na tamin’ ny fanaka inona na tamin’ ny fanaka inona.

Leviticus 11:41Ary ny zavatra rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy ho fihinana.

Deuteronomy 14:4Izao no biby izay ho fihinanareo: Ny omby sy ny ondry sy ny osy

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 11:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 11:1Bokin'ny Levitikosy 11Bokin'ny Levitikosy 11:3 →