bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 11 › Bokin'ny Levitikosy 11:38
Bokin'ny Levitikosy 11:38
Fa raha misy voan-javatra nalona tamin’ ny rano ka ilatsahan’ ny fatiny, dia ho zava-maloto aminareo izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if any water be put upon the seed, and any part of their carcase fall thereon, it shall be unclean unto you.
In Context
37Ary raha misy fatin’ ireo latsaka amin’ ny voan-javatra famafy, izay efa hafafy, dia hadio ihany izany.
39Ary raha misy maty izay biby fihinanareo, dia haloto mandra-paharivan’ ny andro izay mikasika ny fatiny.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 11
Cross References
Leviticus 11:24Dia Ireo no ho zava-maloto aminareo; ary izay rehetra mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 11:38