Bokin'ny Levitikosy 11:46
Izany no lalàna ny amin’ ny biby sy ny vorona sy ny zava-manan’ aina rehetra izay mihetsiketsika ao anaty rano ary ny zava-manan’ aina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
47mba hanavahana ny maloto sy ny madio, ary ny biby izay ho fihinana sy ny biby izay tsy ho fihinana.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 11
Cross References
Leviticus 14:54Izany no lalàna ny amin’ ny habokana rehetra sy ny kongonina,
Ezekiel 43:12Izao no lalàna amin’ ny trano: Ho masìna dia ho masìna avokoa izay rehetra voafaritra ho azy eo an-tampon’ ny tendrombohitra. Eny, izany no lalana amin’ ny trano.