Bokin'ny Levitikosy 13:1
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses and Aaron, saying,
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Deuteronomy 24:8Mitandrema ny amin’ ny habokana, ka araho tsara izay rehetra hatoron’ ireo Levita mpisorona anareo; araka izay nandidiako azy no hotandremanareo harahina.
Luke 5:12Ary raha tao an-tanàna anankiray Jesosy, indro, nisy lehilahy heniky ny habokana: ary nony nahita Azy io, dia niankohoka ka nitaraina taminy hoe: Tompoko, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.