The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 13 › Bokin'ny Levitikosy 13:14

Bokin'ny Levitikosy 13:14

Fa raha misy nofo mangenahena miseho eo aminy, dia haloto izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But when raw flesh appeareth in him, he shall be unclean.

In Context

13ary zahan’ ny mpisorona, ka hitany fa manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia hataony hoe madio ilay marary; fa efa niova ho fotsy avokoa izy, ka dia madio.

15Ary raha zahan’ ny mpisorona ny nofo mangenahena, dia hataony hoe maloto izy; fa maloto ny nofo mangenahena: habokana izany.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 13

Cross References

Leviticus 13:10ary raha zahan’ ny mpisorona izy, ka hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin’ ny hoditra, sady efa niova ho fotsy ny volo, ary misy nofo mangenahena hita eo amin’ ny mamontsina,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 13:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 13:13Bokin'ny Levitikosy 13Bokin'ny Levitikosy 13:15 →