Bokin'ny Levitikosy 13:16
Ary raha miova ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ ny Mpisorona izy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Or if the raw flesh turn again, and be changed unto white, he shall come unto the priest;
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Galatians 1:14ary nandroso tamin’ ny fivavahan’ ny Jiosy mihoatra noho ny maro izay indray mihira amiko eo amin’ ny fireneko aho ka fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako indrindra.
1 Timothy 1:13dia izaho, izay mpiteny ratsy fahiny sady mpanenjika sy mpampahory; kanefa nahazo famindram-po aho, satria tamin’ ny tsi-fahalalana no nanaovako izany noho ny tsi-finoana.