The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 13 › Bokin'ny Levitikosy 13:39

Bokin'ny Levitikosy 13:39

ary zahan’ ny mpisorona, ka hitany fa misy mifaritra fotsy eo amin’ ny hoditry ny nofony mangirana, nefa matromatroka, dia aretina mamentimpetina fotsy mipoipoitra eo amin’ ny hoditra izany, madio izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then the priest shall look: and, behold, if the bright spots in the skin of their flesh be darkish white; it is a freckled spot that groweth in the skin; he is clean.

In Context

38Ary raha misy lehilahy na vehivavy misy mifaritra mangirana eo amin’ ny hoditry ny nofony, dia mifaritra fotsy mangirana,

40Ary ny amin’ ny lehilahy mihintsam-bolon-doha, dia sola ihany izy ka madio.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 13

Cross References

Romans 7:22Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 13:39

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 13:38Bokin'ny Levitikosy 13Bokin'ny Levitikosy 13:40 →