bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 13 › Bokin'ny Levitikosy 13:41
Bokin'ny Levitikosy 13:41
Ary raha mihintsana ny volony eo ambonin’ ny handriny, dia mazavaray ihany izy ka madio.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he that hath his hair fallen off from the part of his head toward his face, he is forehead bald: yet is he clean.
In Context
40Ary ny amin’ ny lehilahy mihintsam-bolon-doha, dia sola ihany izy ka madio.
42Fa raha misy aretina tera-mena sady fotsy, na eo amin’ ny loha sola, na eo amin’ ny mazavaray, dia boka mipoipoitra amin’ ny loha sola, na amin’ ny mazavaray izany
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 13:41