Bokin'ny Levitikosy 13:48
sy izay ho an’ ny tenany, na izay ho fahany, na rongony, na volon’ ondry, ary ny hoditra, na izay zavatra natao tamin’ ny hoditra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
47Amin’ ny fitafiana izay misy habokana, na fitafiana volon’ ondry, na fitafiana rongony,
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Leviticus 13:51Ary raha zahany ny aretina amin’ ny andro fahafito, ka nanitatra teo amin’ ny fitafiana ny aretina, na teo amin’ izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin’ ny zavatra natao tamin’ ny hoditra, dia habokana mafy izany, ka dia maloto.
Jude 1:23ary ny sasany kosa sariho avy amin’ ny afo no famonjy azy; ary ny sasany indray amindrao fo amin-tahotra, ka mankahalà na dia ny akanjo voapentimpentin’ ny nofo aza.