bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 13 › Bokin'ny Levitikosy 13:53
Bokin'ny Levitikosy 13:53
Ary raha mizaha azy ny mpisorona, ka hitany fa ny aretina tsy nanitatra teo amin’ ny fitafiana, na teo amin’ izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin’ ny zavatra natao tamin’ ny hoditra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if the priest shall look, and, behold, the plague be not spread in the garment, either in the warp, or in the woof, or in any thing of skin;
In Context
52Dia hodorana ny fiafiana, na izay ho an’ ny tenany, na izay ho fahany, na volon’ ondry, na rongony, na izay zavatra natao tamin’ ny hoditra, izay misy aretina; fa habokana mafy izany, ka dia hodorana amin’ ny afo.
54dia hasain’ mpisorona hosasana izay misy izany, ary hatokana toerana hafitoana indray izy;
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 13:53