Bokin'ny Levitikosy 14:27
dia hangalan’ ny mpisorona amin’ ny fanondrony ankavanana ny diloilo izay eo ampela-tànany ankavia, ka hafafiny impito eo anatrehan’ i Jehovah;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
26ary hangalan’ ny mpisorona ny diloilo ka haidiny eo ampela-tànany ankavia;
Read all of Bokin'ny Levitikosy 14
Cross References
Leviticus 4:6ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony eo amin’ ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan’ i Jehovah, eo anoloan’ ny efitra lamba ao amin’ ny fitoerana masìna;