Bokin'ny Levitikosy 14:32
Izany no lalàna ny amin’ ny boka, raha tsy tratry ny ananany izay hanadiovana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
33Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
Read all of Bokin'ny Levitikosy 14
Cross References
Leviticus 13:59Izany no lalàna ny amin’ ny habokana eo amin’ ny fitafiana volon’ ondry na rongony, na eo amin’ izay ho tenany, na izay ho fahany, na eo amin’ ny zavatra natao tamin’ ny hoditra, hanaovana azy hoe madio, na hanaovana azy hoe maloto.
Leviticus 14:10Ary amin’ ny andro fahavalo dia haka zanak’ ondrilahy roa tsy misy kilema izy ary zanak’ ondrivavy iray tsy misy kilema izay iray taona ary koba tsara toto telo ampahafolon’ ny efaha voaharo diloilo ho fanatitra hohanina ary diloilo iray loga.
Leviticus 14:54Izany no lalàna ny amin’ ny habokana rehetra sy ny kongonina,
Psalms 136:23Izay nahatsiaro antsika fony isika ambany toetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
1 Corinthians 1:27fa ny adala amin’ izao tontolo izao no nofidin’ Andriamanitra hampahamenatra ny hendry; ary ny malemy amin’ izao tontolo izao no nofidin’ Andriamanitra hampahamenatra ny mahery;