Bokin'ny Levitikosy 14:37
ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa mihady eo amin’ ny rindrin’ ny trano izy ka maitsomaitso na menamena, ary milentika eo amin’ ny rindrin-trano no fijeriny azy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
38dia hivoaka ho eo am-baravarana ny mpisorona ka hanidy ny trano tsy hivoha hafitoana.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 14
Cross References
Leviticus 13:19ary misy fotsy mamontsina eo amin’ ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin’ ny mpisorona izy.
Leviticus 13:49raha maitsomaitso na menamena eo amin’ ny fitafiana ny aretina, na eo amin’ ny hoditra, na eo amin’ izay ho tenany, na izay ho fahany, na eo amin’ ny zavatra natao tamin’ ny hoditra, dia habokana izany ka haseho amin’ ny mpisorona.