bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 14 › Bokin'ny Levitikosy 14:38
Bokin'ny Levitikosy 14:38
dia hivoaka ho eo am-baravarana ny mpisorona ka hanidy ny trano tsy hivoha hafitoana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the priest shall go out of the house to the door of the house, and shut up the house seven days:
In Context
37ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa mihady eo amin’ ny rindrin’ ny trano izy ka maitsomaitso na menamena, ary milentika eo amin’ ny rindrin-trano no fijeriny azy,
39Ary hiverina ny mpisorona amin’ ny andro fahafito, ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa nanitatra teo amin’ ny rindrin’ ny trano izy,
Read all of Bokin'ny Levitikosy 14
Cross References
Leviticus 13:50Ary hozahan’ ny mpisorona ny aretina ka hatokana toerana hafitoana ilay zavatra misy azy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 14:38