Bokin'ny Levitikosy 14:40
dia hasain’ ny mpisorona hesorina ny vato izay misy azy ka hariana amin’ izay fitoerana maloto eo ivelan’ ny tanàna;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 14
Cross References
Leviticus 6:11Ny lehilahy rehetra amin’ ny zanak’ i Arona no mahazo mihinana izany. Ho anjara mandrakizay ho an’ ny taranakareo hatramin’ ny fara mandimby avy amin’ ny fanatitra atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah izany; ho masìna izay rehetra manendry izany.
Psalms 101:7Tsy mba hitoetra ao anatin’ ny tranoko izay manao fitaka; Tsy mba hijanona eo anoloan’ ny masoko izay milaza lainga.
Proverbs 25:4Esory ny taim-bolafotsy, Dia hisy fanaka ho an’ ny mpanao an-idina.
Matthew 18:17Ary raha tsy mety mihaino ireo izy, dia ambarao amin’ ny fiangonana; ary raha tsy mety mihaino ny fiangonana koa izy, dia aoka hataonao ho tahaka ny jentilisa sy ny mpamory hetra izy.
1 Corinthians 5:5hanolotra izany anankiray izany ho an’ i Satana hanimbana ny nofo, mba hamonjena ny fanahy amin’ ny andron’ i Jesosy Tompo.
Titus 3:10Izay mpanao hevi-diso, rehefa nanarinao indray maka na indroa, dia ialao,