The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 14 › Bokin'ny Levitikosy 14:47

Bokin'ny Levitikosy 14:47

ary izay mandry ao dia hanasa ny fitafiany; ary izay mihinana ao dia hanasa ny fitafiany koa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he that lieth in the house shall wash his clothes; and he that eateth in the house shall wash his clothes.

In Context

46Ary izay miditra ao amin’ izany trano izany amin’ ny andro rehetra izay hihidiany dia haloto mandra-paharivan’ ny andro;

48Kanefa kosa raha tonga ny mpisorona ka mizaha azy, ary hitany fa tsy nanitatra teo amin’ ny trano ny aretina, rehefa voalalotra ny trano, dia hataon’ ny mpisorona hoe madio ny trano, satria efa afaka ny aretina.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 14

Cross References

Leviticus 14:8Ary ilay hodiovina dia hanasa ny fitafiany sy hanaratra ny volon-dohany rehetra ary handro amin’ ny rano, ka hadio izy; ary rehefa faka izany dia hankeo an-toby izy, kanefa hitoetra eo ivelan’ ny lainy hafitoana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 14:47

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 14:46Bokin'ny Levitikosy 14Bokin'ny Levitikosy 14:48 →