The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 14 › Bokin'ny Levitikosy 14:53

Bokin'ny Levitikosy 14:53

Fa hasainy ho entina eny ivelan’ ny tanàna ny vorona velona ka halefa; dia hanao fanavotana ho an’ ny trano izy, ka dia hadio izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But he shall let go the living bird out of the city into the open fields, and make an atonement for the house: and it shall be clean.

In Context

52Dia hanadio ny trano amin’ ny ran’ ny vorona izy sy amin’ ny rano nalaina tamin’ ny rano mandeha sy amin’ ny vorona velona sy amin’ ny hazo sedera sy amin’ ny hysopa ary amin’ ny jaky.

54Izany no lalàna ny amin’ ny habokana rehetra sy ny kongonina,

Read all of Bokin'ny Levitikosy 14

Cross References

Leviticus 14:20ary ny mpisorona dia hanatitra ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina eo ambonin’ ny alitara ka hanao fanavotana ho an’ ilay olona hodiovina, dia hadio izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 14:53

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 14:52Bokin'ny Levitikosy 14Bokin'ny Levitikosy 14:54 →