Bokin'ny Levitikosy 14:54
Izany no lalàna ny amin’ ny habokana rehetra sy ny kongonina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is the law for all manner of plague of leprosy, and scall,
In Context
55ary amin’ ny habokana amin’ ny fitafiana sy amin’ ny trano,
Read all of Bokin'ny Levitikosy 14
Cross References
Leviticus 6:14Amin’ ny lapoely no hanaovana azy ka hasiana diloilo; ary rehefa voaendy izy, dia ento; voaendy sady voavakivaky toy ny fanatitra hohanina no hanateranao azy ho hanitra ankasitrahana ho an’ i Jehovah.
Leviticus 7:1Ary izao no lalàna ny amin’ ny fanati-panonerana: masìna dia masìna izany.
Leviticus 11:46Izany no lalàna ny amin’ ny biby sy ny vorona sy ny zava-manan’ aina rehetra izay mihetsiketsika ao anaty rano ary ny zava-manan’ aina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany,
Leviticus 13:30ary zahan’ ny mpisorona ny aretina, ka lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, ary misy volo madinika tomamotamo eo, dia hataon’ ny mpisorona hoe maloto izy, olona kongonina izany, dia habokana eo amin’ ny loha na eo amin’ ny saoka izy.
Leviticus 14:32Izany no lalàna ny amin’ ny boka, raha tsy tratry ny ananany izay hanadiovana azy.
Numbers 5:29Izany no lalàna ny amin’ ny ahiahy, raha misy vehivavy mivily miala amin’ ny vadiny ka voaloto;