Bokin'ny Levitikosy 14:56
ary ny amin’ ny mamontsina sy ny manako-pery ary ny mifaritra fotsy mangirana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And for a rising, and for a scab, and for a bright spot:
In Context
55ary amin’ ny habokana amin’ ny fitafiana sy amin’ ny trano,
Read all of Bokin'ny Levitikosy 14
Cross References
Leviticus 13:2Raha misy mamontsina eo amin’ ny hoditry ny nofon’ ny olona, na misy manako-pery na misy mifaritra mangirana, ka eo amin’ ny hoditry ny nofony tahaka ny habokana izany, dia ho entina ho eo amin’ i Arona mpisorona izy, na ho eo amin’ izay iray amin’ ny mpisorona, zanak’ i Arona;