The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 14 › Bokin'ny Levitikosy 14:57

Bokin'ny Levitikosy 14:57

hampianatra hahalalana ny andro hahadiovana sy ny andro hahalotoana. Izany no lalàna ny amin’ ny habokana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

To teach when it is unclean, and when it is clean: this is the law of leprosy.

In Context

56ary ny amin’ ny mamontsina sy ny manako-pery ary ny mifaritra fotsy mangirana,

Read all of Bokin'ny Levitikosy 14

Cross References

Leviticus 10:10ary mba hahaizanareo manavaka ny masìna sy ny tsy masìna, ary ny madio sy ny tsy madio,

Deuteronomy 24:8Mitandrema ny amin’ ny habokana, ka araho tsara izay rehetra hatoron’ ireo Levita mpisorona anareo; araka izay nandidiako azy no hotandremanareo harahina.

Ezekiel 44:23Ary hampianatra ny oloko ny tsi-fitovian’ ny masìna sy ny tsy masìna izy ary hampahafantatra azy ny tsi-fitovian’ ny tsy madio sy ny madio.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 14:57

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 14:56Bokin'ny Levitikosy 14