Bokin'ny Levitikosy 15:10
Ary izay rehetra mikasika izay zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan’ ny marary mitsika.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 15
Cross References
Leviticus 11:24Dia Ireo no ho zava-maloto aminareo; ary izay rehetra mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
Leviticus 15:8Ary raha misy olona madio voaroran’ ny marary mitsika, dia hanasa fitafiana izy sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro
Psalms 26:6Manasa ny tanako noho ny fahamarinako aho, ka te-hitoetra eo akaikin’ ny alitaranao, Jehovah ô,