bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 15 › Bokin'ny Levitikosy 15:23
Bokin'ny Levitikosy 15:23
Ary raha ao amin’ ny fandriana izany, na ao amin’ ny zavatra izay efa nipetrahany, raha nikasika izany izy, dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if it be on her bed, or on any thing whereon she sitteth, when he toucheth it, he shall be unclean until the even.
In Context
22Ary izay rehetra mikasika ny zavatra izay efa nipetrahany dia hanasa fitafiana sy handro amin’ ny rano ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
24Ary raha misy lehilahy mandry amin-dravehivavy, ary mankeo aminy ny fadim-bolany, dia haloto hafitoana izy, ary izay rehetra andriany dia haloto koa.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 15
Cross References
Numbers 19:22Ary ny zavatra rehetra izay voakasiky ny maloto dia haloto; ary ny olona izay mikasika azy dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 15:23