bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 15 › Bokin'ny Levitikosy 15:3
Bokin'ny Levitikosy 15:3
Ary izao no ho fahalotoany, raha marary mitsika izy: na mandeha ny fitsihany, na tsy mandeha, dia samy fahalotoana ihany izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And this shall be his uncleanness in his issue: whether his flesh run with his issue, or his flesh be stopped from his issue, it is his uncleanness.
In Context
2Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Ny lehilahy rehetra izay marary mitsika dia haloto noho ny fitsihany.
4Maloto ny fandriana rehetra izay andrian’ ny marary mitsika; ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 15
Cross References
Leviticus 12:3Ary amin’ ny andro fahavalo dia hoforana ny zaza.
Ezekiel 23:20Fa izy dia maimay tamin’ ireo lehilahiny, izay manana nofo tahaka ny nofom-boriky, ary ny avy aminy dia toy ny avy amin’ ny soavaly.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 15:3