The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 15 › Bokin'ny Levitikosy 15:32

Bokin'ny Levitikosy 15:32

Izany no lalàna ny amin’ ny marary mitsika, sy ny amin’ izay ialan’ ny azy, ka mahaloto azy izany,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

This is the law of him that hath an issue, and of him whose seed goeth from him, and is defiled therewith;

In Context

31Dia hampisarahinareo amin’ ny fahalotoany ny Zanak’ Isiraely, tsy handotoany ny tabernakeliko izay eo aminy, ka tsy hahafaty azy ny fahalotoany.

33ary ny amin’ ny mararin’ ny fadim-bolany, ary ny amin’ ny marary mitsika, na lehilahy na vehivavy, ary ny amin’ izay mandry amin’ ny vehivavy maloto.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 15

Cross References

Leviticus 11:46Izany no lalàna ny amin’ ny biby sy ny vorona sy ny zava-manan’ aina rehetra izay mihetsiketsika ao anaty rano ary ny zava-manan’ aina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany,

Leviticus 14:2Izao no lalàna ny amin’ ny boka amin’ ny andro fanavotana azy: ho entina any amin’ ny mpisorona izy;

Leviticus 14:54Izany no lalàna ny amin’ ny habokana rehetra sy ny kongonina,

Numbers 6:13Ary izao no lalàna ny amin’ ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany, dia ho entina ho eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana izy;

Ezekiel 43:12Izao no lalàna amin’ ny trano: Ho masìna dia ho masìna avokoa izay rehetra voafaritra ho azy eo an-tampon’ ny tendrombohitra. Eny, izany no lalana amin’ ny trano.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 15:32

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 15:31Bokin'ny Levitikosy 15Bokin'ny Levitikosy 15:33 →