Bokin'ny Levitikosy 17:2
Mitenena amin’ i Arona sy ny zanany ary ny Zanak’ Isiraely rehetra hoe: Izao no nandidian’ i Jehovah:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Read all of Bokin'ny Levitikosy 17
Cross References
1 Chronicles 23:13Ny zanakalahin’ i Amrama dia Arona sy Mosesy. Ary Arona natokana ka nohamasinina ho masìna indrindra, dia izy sy ny taranany mandrakizay, handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan’ i Jehovah sy hanao fanompoam-pivavahana ho Azy ary hitso-drano amin’ ny anarany mandrakizay.