Bokin'ny Levitikosy 18:12
Aza mandry amin’ ny anabavin-drainao; fa havan-drainao akaiky izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt not uncover the nakedness of thy father’s sister: she is thy father’s near kinswoman.
In Context
13Aza mandry amin’ ny rahavavin-dreninao; fa havan-dreninao akaiky izy.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 18
Cross References
Exodus 6:20Ary Amrama naka an’ i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an’ i Arona sy Mosesy taminy izy; ary ny andro niainan’ i Amrama dia fito amby telo-polo amby zato taona.