Bokin'ny Levitikosy 18:15
Aza mandry amin’ ny vinantovavinao; fa vadin’ ny zanakao-lahy izy, koa aza mandry aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Aza mandry amin’ ny vadin-drahalahinao; fa nandrian’ ny rahalahinao izy.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 18
Cross References
Genesis 38:26Dia nahafantatra ireo Joda ka nanao hoe: Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin’ i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy.
Ezekiel 22:11Misy manao fahavetavetana amin’ ny vadin’ ny namany; misy manao fahavetavetana mandoto ny vinantovaviny; ary misy misavika ny anabaviny zanakavavin-drainy.