Bokin'ny Levitikosy 18:17
Aza mandry amin’ ny vehivavy sy ny zananivavy; aza maka ny zanakavavin’ ny zananilahy, na ny zanakavavin’ ny zananivavy, handry aminy; havany akaiky ireo, ka fahavetavetana izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Aza mandry amin’ ny vadin-drahalahinao; fa nandrian’ ny rahalahinao izy.
18Ary aza mampakatra vehivavy ho rafin’ ny rahavaviny izay mbola velona.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 18
Cross References
Leviticus 20:14Ary raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka, dia fahavetavetana izany; hodorana amin’ ny afo izy telo, mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo.
Amos 2:7Ary mihanahana mitsiriritra ny vovo-tany eo an-dohan’ ny malahelo izy sady mamily ny alehan’ ny mpandefitra, ary olona mianaka dia samy mandry amin’ ny zazavavy iray ihany mba handoto ny anarako masìna;