Bokin'ny Levitikosy 18:18
Ary aza mampakatra vehivavy ho rafin’ ny rahavaviny izay mbola velona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19Ary aza mila vehivavy mararin’ ny fadim-bolany handry aminy.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 18
Cross References
Genesis 29:28Dia nataon’ i Jakoba izany, ka notanterahiny ny herinandrony; dia nomen’ i Labana azy koa Rahely zananivavy ho vadiny.
Exodus 26:3Ambainy dimy no havitrana ho iray; ary ambainy dimy koa no havitrana ho iray.
Malachi 2:15Moa tsy nisy anankiray nanao izany va, nefa mbola nanam-panahy ihany? Fa inona andrefa no notadiavin’ ilay anankiray? Taranaka araka an’ Andriamanitra. Koa dia tandremo ny fanahinareo, ary aoka tsy hisy hamitaka ny vadin’ ny fahatanorany.