The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 18 › Bokin'ny Levitikosy 18:19

Bokin'ny Levitikosy 18:19

Ary aza mila vehivavy mararin’ ny fadim-bolany handry aminy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Also thou shalt not approach unto a woman to uncover her nakedness, as long as she is put apart for her uncleanness.

In Context

18Ary aza mampakatra vehivavy ho rafin’ ny rahavaviny izay mbola velona.

20Ary aza mandry amin’ ny vadin’ ny namanao, handoto ny tenanao aminy.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 18

Cross References

Leviticus 15:19Ary raha misy vehivavy mararin’ ny fadim-bolany, dia haloto hafitoana izy; ary izay rehetra mikasika azy dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.

Leviticus 20:18Ary raha misy lehilahy mandry amin’ ny vehivavy izay mararin’ ny fadim-bolany, dia nampisokatra ny fandehanan’ ny ràny izy, ary ravehivavy koa nanokatra ny fandehanan’ ny ràny, dia hofongorana tsy ho amin’ ny fireneny izy roroa.

Ezekiel 22:10Ao aminao misy mandry amin-drainy; ao aminao misy misavika izay mararin’ ny fadim-bolana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 18:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 18:18Bokin'ny Levitikosy 18Bokin'ny Levitikosy 18:20 →