Bokin'ny Levitikosy 18:23
Ary aza mandry amin’ ny biby handoto ny tenanao aminy; ary aoka tsy hisy vehivavy hety handrian’ ny biby; fa zavatra fady indrindra izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22Aza mandry amin’ ny lehilahy tahaka ny fandry amin’ ny vehivavy; fa fahavetavetana izany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 18
Cross References
Exodus 22:18Izay rehetra mandry amin’ ny biby dia hatao maty tokoa.
Leviticus 20:12Ary raha misy lehilahy mandry amin’ ny vinantovaviny, dia hatao maty tokoa izy roroa; efa nanao zavatra izay fady indrindra izy; ny ràny dia ho aminy ihany.
Deuteronomy 27:21Hozonina izay mandry amin’ ny biby. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.