Bokin'ny Levitikosy 18:6
Aza misy mila izay havany akaiky handry aminy ianareo: Izaho no Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Aza mandry amin’ izay nandrian’ ny rainao; fa reninao izy, ka aza mandry aminy.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 18
Cross References
Genesis 19:33Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’ iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany na izay nifohazany.
Leviticus 20:11Ary ny olona izay mandry amin’ ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’ izay nandrian-drainy; hatao maty tokoa izy roroa; ny ràny dia ho aminy ihany.
Leviticus 21:2afa-tsy amin’ ny tahaka ny tenany, dia ny reniny sy ny rainy sy ny zananilahy sy ny zananivavy ary ny rahalahiny;
Ezekiel 22:11Misy manao fahavetavetana amin’ ny vadin’ ny namany; misy manao fahavetavetana mandoto ny vinantovaviny; ary misy misavika ny anabaviny zanakavavin-drainy.