Bokin'ny Levitikosy 18:7
Aza mandry amin’ izay nandrian’ ny rainao; fa reninao izy, ka aza mandry aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Aza misy mila izay havany akaiky handry aminy ianareo: Izaho no Jehovah.
8Aza mandry amin’ ny renikelinao; fa nandrian’ ny rainao izy.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 18
Cross References
Leviticus 18:8Aza mandry amin’ ny renikelinao; fa nandrian’ ny rainao izy.
Leviticus 20:14Ary raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka, dia fahavetavetana izany; hodorana amin’ ny afo izy telo, mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo.