Bokin'ny Levitikosy 18:9
Aza mandry amin’ ny anabavinao, zanaky ny rainao, na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano, na teraka tany ivelany; aza mandry aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Aza mandry amin’ ny renikelinao; fa nandrian’ ny rainao izy.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 18
Cross References
Leviticus 18:11Aza mandry amin’ ny zanakavavin’ ny renikelinao, izay teraky ny rainao; fa anabavinao izy; aza mandry aminy.
Deuteronomy 27:22Hozonina izay mandry amin’ ny anabaviny, dia ny zanakavavin-drainy, na ny zanakavavin-dreniny. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
2 Samuel 13:12Ary hoy ny anabaviny: Sanatria, ranadahy! Aza misavika ahy; fa tsy fanao eto amin’ ny Isiraely izany; aza manao izany zavatra fady indrindra izany ianao.