Bokin'ny Levitikosy 19:27
Aza manety ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye shall not round the corners of your heads, neither shalt thou mar the corners of thy beard.
In Context
26Aza homana zavatra misy rà; aza manao sikidy na manandro.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 19
Cross References
Deuteronomy 14:1Zanak’ i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, koa aza mitetika ny tenanareo, na manaratra ny eo ambonin’ ny handrinareo noho ny amin’ ny maty.
Isaiah 15:2Miakatra ho ao amin’ ny tempoly sy ho ao Dibona ny olona, dia ao amin’ ny fitoerana avo, mba hitomany; any Nebo sy Medeba no idradradradran’ i Moaba; Mibory ny loha rehetra; Voaharatra ny somotra rehetra.
Jeremiah 16:6Ho faty na ny lehibe na ny kely amin’ ity tany ity; Samy tsy halevina na hisaonana izy, na hitetehan’ ny sasany tena, na hiboriany;
Ezekiel 7:18Hisikina lamba fisaonana koa izy, ka ho menatra ny tava rehetra.