Bokin'ny Levitikosy 21:24
Ary Mosesy dia nilaza izany tamin’ i Arona sy ny zanany ary ny Zanak’ Isiraely rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses told it unto Aaron, and to his sons, and unto all the children of Israel.
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 21
Cross References
Malachi 2:1Ary ankehitriny, ry mpisorona, dia ho aminareo izao didy izao:
1 Timothy 1:18Izao didy izao no omeko anao, ry Timoty zanako, araka ireo faminaniana natao fahiny ny aminao ireo, mba ho entinao miady ny ady tsara ireo,