Bokin'ny Levitikosy 21:4
Tsy hiditra am-paty hametaveta ny tenany izy, satria andriana eo amin’ ny fireneny izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But he shall not defile himself, being a chief man among his people, to profane himself.
In Context
5Tsy hanasola ny lohany izy, na hanaratra ny vaokany, na hitetika ny tenany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 21