Bokin'ny Levitikosy 22:30
Amin’ izany andro izany ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina: Izaho no Jehovah
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
On the same day it shall be eaten up; ye shall leave none of it until the morrow: I am the LORD.
In Context
31Ary tandremo ny didiko, ka araho izany: Izaho no Jehovah.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 22
Cross References
Leviticus 7:15Ary ny henan’ ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana dia hohanina amin’ ny andro anaterana azy; tsy hisy havela ho tra-maraina.