The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 23 › Bokin'ny Levitikosy 23:25

Bokin'ny Levitikosy 23:25

Aza manao tao-zavatra akory ianareo; fa manatera fanatitra atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Ye shall do no servile work therein: but ye shall offer an offering made by fire unto the LORD.

In Context

24Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Ny andro voalohany amin’ ny volana fahafito dia ho andro fitsaharana ho anareo, dia fahatsiarovana amin’ ny fitsofana trompetra, ho fivoriana masìna.

26Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:

Read all of Bokin'ny Levitikosy 23

Cross References

Leviticus 23:21Ary miantsoa izany andro izany ho fivoriana masìna ho anareo, ka aza manao tao-zavatra akory; ho lalàna mandrakizay amin’ ny taranakareo hatramin’ ny fara mandimby izany eny amin’ izay fonenanareo rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 23:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 23:24Bokin'ny Levitikosy 23Bokin'ny Levitikosy 23:26 →