Bokin'ny Levitikosy 24:12
ary nambenany izy, mandra-paha-fantany izay ho didin’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they put him in ward, that the mind of the LORD might be shewed them.
In Context
13Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Read all of Bokin'ny Levitikosy 24
Cross References
Exodus 18:15Ary hoy Mosesy tamin’ ny rafozany: Satria mankaty amiko ny olona hanontany amin’ Andriamanitra.
Numbers 9:8Fa hoy Mosesy taminy: Andraso aloha, fa hanontaniako izay handidian’ i Jehovah ny aminareo.
Numbers 27:5Ary nalahatr’ i Mosesy teo anatrehan’ i Jehovah ny tenin’ ireo.