Bokin'ny Levitikosy 24:17
Ary izay mahafaty olona dia hatao maty tokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he that killeth any man shall surely be put to death.
In Context
18Fa izay mahafaty biby fiompy dia hanonitra azy: biby solon’ ny biby.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 24
Cross References
Genesis 9:5Fa ny ranareo kosa dia hadiniko, satria ainareo izany; eo amin’ ny tanan’ ny manan’ aina rehetra no hanadinako azy; ary eo amin’ ny tanan’ ny olona, dia eo amin’ ny tanan’ ny olona avy, no hanadinako ny ain’ ny olona.
Exodus 21:12Izay mamely olona ka mahafaty azy dia hatao maty tokoa;
Deuteronomy 19:11Fa raha misy olona mankahala ny namany ka manotrika azy, ary mitsangana ka mamely mahafaty azy, ary mandositra ho ao amin’ ny anankiray amin’ ireo tanàna ireo,